Category: KTLM Orléans

Pejy manokana ho an'ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy eto amin'ny FLM Orléans.

Fanasana KTLM FEO IRAY LIMOGES – Sabotsy 08 desambra 2018

Am-pifaliana no andraisantsika ity fanasana ity ary aely mivelatra ho an’ny kristiana rehetra eto amintsika. Andao! — Noho ny fitsingeren-taonan’ny KTLM FEO IRAY LIMOGES, dia faly izahay manasa anareo FLM ORLEANS hanatrika ny hetsika karakarainay: « Concert accompagné d’un apéritif dînatoire », izany dia ho tanterahina ny Sabotsy 08 desambra 2018 amin’ny 06 ora sy sasany hariva …

Continuer à lire »

Fandaharan’ny taona ho an’ny KTLM Eoropa – 2017

Fandaharan’ny taona ho an’ny KTLM Eoropa – 2017 Indreto no fandaharan’ny taona 2017 ho an’ny KTLM Synodam-paritany FLM Eoropa, mandritra ny taona manontolo, araka ny vaovao nampitain’ny Filohan’ny KTLM Fileovana Paris: