Category: SP FLMEoropa

Vaovaon'ny Synodam-Paritany FLM Eoropa izay irafetantsika, miray amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy.

VAOVAO | Raharaham-piangonana 18/10/2015

Vaovao eto an-toerana: Alahady 01 novambra 2015: Fanombohan’ny VALOPY EZAKA ho fampitaovana ho an’ny fanamafisam-peo sy zava-maneno eto amin’ny Fiangonana. Alahady 06 desambra 2015: ABSOLOSIONA Faobe. Tsy miova ny fidiran’ny Fiangonana fa amin’ny 2 ora tolakandro ihany, tahaka ny isan’alahady. Vaovao anaty: ISAN-TAONAN’NY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA: 24 & 25 oktobra 2015, hifampotoanana any amin’ny Fileovana …

Continuer à lire »

SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2015

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Marseille ny 24 & 25 oktobra 2015 ho avy izao. Amin’io fotoana io koa no hanatanterahana ny Jobily fankasitrahana ho an’i Pastora SAMOELA Georges, Tonia nasionaly FLM. Manasa …

Continuer à lire »

VAOVAO | FIOFANANA MPAMPIANATRA SEKOLY ALAHADY

Araka ny fandaminana misy eto amin’ny Fiangonantsika, anivon’ny Sampana Sekoly Alahady, ary ho fianarana sy fanamafisana ny asan’i Jesosy dia manao fiofanana anaty mitohy ireo MSA eto amintsika. Ny fandaharana fiofanana dia araka izay napetraky ny Komity Nasionaly Sa Lo Ma, izay efa natombontsika taona vitsivitsy izao, ary tohizana. Ireto ary ireo TOKO nanofanana tamin’izany: …

Continuer à lire »

Fandaharana Isan-taona Synodam-paritany FLME – oktobra 2014

Fandaharam-potoana isantaonan’ny Synodamparitany FLM Eoropa SP FLME, atao ny 25&26 oktobra 2014, any amin’ny Fileovana Ile-de-France (IDF), FLM Malakoff. Azonao raisina sy vakiana eto avy hatrany: Fandaharam-potoana Isantaona SP FLME – Fil. IDF – FLM Malakoff.

Vaovao 07/09 sy 14/09/2014

AVY ETO AN-TOERANA – Mankasitraka ny fianakaviana mampiantrano ny Fiangonana manontolo eto Chanteau, amin’izao fotoana tsy ahafahana mampiasa ny efitrano Fiangonana mahazatra izao (fanamboarana). – Ny Pastora dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fidirana indray. – Mitohy ny fanamboarana eo amin’ny trano Fiangonana, koa tsy ho afaka tanterahana araka ny fikasana tany am-boalohany ny Vokadehiben’ny …

Continuer à lire »