FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY EOROPA TOBY POURU SAINT-REMY Miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA « Ary Ataovy ny trano dia hankasitralhako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah. » Hagay 1.81 Pouru Saint-Remy, faha 15 febroary 2020 Ry havana, Ho ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Fifaliana ho anay ny …
Category: SP FLMEoropa
ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie
ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b …
Fanorenana sy vaovao Toby, fampitam-baovao 01/11/2019
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY EOROPA TOBY POURU SAINT-REMY Miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA « Ary Ataovy ny trano dia hankasitralhako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah. » Hagay 1.81 Pouru Saint Remy, faha 1 novambra 2019 Ry havana, Ho ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Fifaliana ho anay …
ZAIKAKELY KTLM – Fandaharana 12-13-14 aprily 2019
ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019 Raisin’ny Fileovana Marseille Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille Teny faneva: » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany« Gen. 12:3b ZOMA 12 aprily 2019 SABOTSY 13 aprily 2019 ALAHADY 14 aprily 2019 Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM …
ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 16 & 17 martsa 2019
ZAIKAKELY FiFiL faha-20 – Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 16 martsa sy Alahady 17 martsa 2019 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah » Hagay 1:8b SABOTSY 16 martsa 2019 ALAHADY 17 martsa 2019 …