Category: FLMEoropa

VAOVAO | FIOFANANA MPAMPIANATRA SEKOLY ALAHADY

Araka ny fandaminana misy eto amin’ny Fiangonantsika, anivon’ny Sampana Sekoly Alahady, ary ho fianarana sy fanamafisana ny asan’i Jesosy dia manao fiofanana anaty mitohy ireo MSA eto amintsika. Ny fandaharana fiofanana dia araka izay napetraky ny Komity Nasionaly Sa Lo Ma, izay efa natombontsika taona vitsivitsy izao, ary tohizana. Ireto ary ireo TOKO nanofanana tamin’izany: …

Continuer à lire »

Fandaharana Isan-taona Synodam-paritany FLME – oktobra 2014

Fandaharam-potoana isantaonan’ny Synodamparitany FLM Eoropa SP FLME, atao ny 25&26 oktobra 2014, any amin’ny Fileovana Ile-de-France (IDF), FLM Malakoff. Azonao raisina sy vakiana eto avy hatrany: Fandaharam-potoana Isantaona SP FLME – Fil. IDF – FLM Malakoff.

Teny faneva isantelovolana Fil. Paris 12/10/2014 | flm-orleans.org

Vaovao 07/09 sy 14/09/2014

AVY ETO AN-TOERANA – Mankasitraka ny fianakaviana mampiantrano ny Fiangonana manontolo eto Chanteau, amin’izao fotoana tsy ahafahana mampiasa ny efitrano Fiangonana mahazatra izao (fanamboarana). – Ny Pastora dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fidirana indray. – Mitohy ny fanamboarana eo amin’ny trano Fiangonana, koa tsy ho afaka tanterahana araka ny fikasana tany am-boalohany ny Vokadehiben’ny …

Continuer à lire »