Category: FLMEoropa

Toriteny Pastora Eddy – I3V Jan. 2016 | Fitandremana Orleans

Toriteny ISANTELOVOLANA Fileovana Paris, 30 janoary 2016 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans (noraisin’ny Fitandremana Orléans). Matio 8:23-27, Pastora RANDRIAMALALA Eddy – Mpitondra FITANDREMANA LIMOGES  Ny nampitsaharan’i Jesosy ny tafio-drivotra 23 Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany. 24 Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ny ranomasina, ka dia efa nila …

Continuer à lire »

Fandaharana isantelovolana Fileovana Paris – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016

Indro atolotra antsika ny fandaharana tsotsotra ho an’ny Isantelovolan’ny Fileovana Paris izay atao eto amintsika (Fitandremana Orléans, FLM Orléans) ny sabotsy sy alahady 30 sy 31 janoary 2016 ho avy izao. Ny fandaminana ny ora no nisy fanovàna aha oharina tamin’ny fandaharana nalefa mialoha tany amintsika tsirairay avy (I3V – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016), noho …

Continuer à lire »

Krismasin’ny Toby Pouru-St-Rémy 23-24 jan 2016

« ARY NY TENY DIA TONGA NOFO KA NONINA TAMINTSIKA.” Jaona 1 :14a Izany no teny Fanevan’ny Krismasin’ny Toby izay atao any Pouru-St-Rémy amin’ity taona 2016 ity. Araka izay hitantsika ao anaty Alimanakan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, dia fotoana efa fanao isan-taona io ary iantsoana ny rehetra. Naharay ny fandaharana ny amin’izany isika, ka manasa antsika iombona ho …

Continuer à lire »

Fandaharana fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady – Synodam-paritany FLME

Ny fiofanana isan-taona ataon’ny Mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Synodantsika (Synodam-Paritany FLM Eoropa), dia hotanterahina ny 07 & 08 novambra 2015 ho avy izao. Ny fileovana Paris, no mandray azy ary Toerana roa no hanaovana izany: Ny Sabotsy dia ao amin’ny 8 impasse André Sabatier, 94240 Malakoff | Bus 323, arrêt: Station Louis Girard izany ary ny …

Continuer à lire »

VAOVAO | Raharaham-piangonana 18/10/2015

Vaovao eto an-toerana: Alahady 01 novambra 2015: Fanombohan’ny VALOPY EZAKA ho fampitaovana ho an’ny fanamafisam-peo sy zava-maneno eto amin’ny Fiangonana. Alahady 06 desambra 2015: ABSOLOSIONA Faobe. Tsy miova ny fidiran’ny Fiangonana fa amin’ny 2 ora tolakandro ihany, tahaka ny isan’alahady. Vaovao anaty: ISAN-TAONAN’NY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA: 24 & 25 oktobra 2015, hifampotoanana any amin’ny Fileovana …

Continuer à lire »