Category: FLMEoropa

25 taona FLME sy Jobily Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady

Taratasy 25 taona FLME_2018 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) EGLISE LUTHERIENNE MALGACHE – GASSIK LUTHERSK KIRKE SYNODAM-PARITANIN’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY EOROPA (SPFLME) SYNODE REGIONAL EUROPE – REGIONAL SYNOD OF THE MALAGASY LUTHERAN CHURCH IN EUROPE « Mitàna mafy ny finoana » Apok. 2:13 Ho an’ny sampana, Ny fiangonana rehetra, Fileovana rehetra eto amin’ny Synodam-paritany FLME   Antony: Fankalazana …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Orléans 20&21 janoary 2018

ISANTELOVOLANA FITANDREMANA ORLEANS

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « … fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao. » Jao. 4:42 _Fandaharana isantelovolana fileovana paris Fitandremana Orléans – FLM Orléans 2018 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 20-21 janoary 2018 ho avy izao, …

Continuer à lire »

Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Apok. 3:11

Fanokanana Le Mans_Toriteny apokalypsy 3:11

FLM Le Mans « Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao. » Apok. 3:11 Apokalypsy 3:11 Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Pastora Dr HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filohan’ny SP FLMEoropa 7 [Filadelfia] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina, Izay manana ny …

Continuer à lire »

Fanokanana FLM Le Mans – 10 desambra 2017

Araka ireo vaovao efa nampitaina imbetsaka teo amin’ny filazan-draharaha dia miomana isika Fiangonana FLM Orléans amin’ny fanotronana sy fitondrana am-bavaka ny Fotoan-dehibe Fanokanana ny FLM Le Mans. Mpiray Fileovana moa isika koa rariny indrindra raha mifanohana sy mifamporisika. Ny fotoam-pivavahana dia hanomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina any an-toerana, ary hotarihin’ny Filohan’ny Synodam-Paritany FLM …

Continuer à lire »