Category: FLMEoropa

Fivoriambe FFPME, zanaky ny FLM sy zanaky ny FJKM, Eoropa

FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA FARITRA EOROPA (FFPME)   Ho an’ny Pastora sy ny Mpitandrina, ny Katekista ary ny fiangonana manontolo eto amin’ny Synoda FLM Eoropa sy ny Synodamparitany VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo (Efes. 1:2). Ry Havana, Raha sitrapon’ny Tompo dia hiombom-piderana …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Orléans 19&20 janoary 2019

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika… » Jao. 1:14 Fandaharana azo arahana manaraka eto: ISANTELOVOLANA FILEOVANA PARIS, ORLEANS JANOARY 2019 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 19-20 janoary 2019 ho avy izao, …

Continuer à lire »

Fivoriambe FFPME, zanaky ny FLM sy zanaky ny FJKM, Eoropa

FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA FARITRA EOROPA (FFPME) Paris, faha 01 Septambra 2018 Ho an’ny Pastora sy ny Mpitandrina, ny Katekista ary ny fiangonana manontolo eto amin’ny Synoda FLM Eropa sy ny Synodamparitany VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo (Efes. 1:2). Amin’ny fifaliana mandrakariva …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Limoges 26&27 mey 2018

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « Sady mampianatra azy izay rehetra nandidiko anareo. » Mat. 28:19 Fandaharana azo arahana manaraka eto: Isan-telovolana Fil. Paris Fit. Limoges Mey 2018 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA LIMOGES, atao ny Sabotsy sy Alahady 26-27 meyy 2018 ho avy izao, ao …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018

ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …

Continuer à lire »