Category: Fileovana

Vaovaon'ny Fileovana Paris, izay rafitra iankinan'ny Fitandremana Orléans, eto anivon'ny Synodam-Paritany FLM Eoropa, eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Raharahan’ny Fileovana

Toy izao manaraka izao no vaovao voaray nandritra ny tatitra nataon’ny mpitantsoratry ny Fileovana Paris, nandritra ny isantelovolana natao ny 10&11 oktobra 2015 lasa teo, tao amin’ny FLM Paris. SEKOLY ALAHADY LOTERANA MALAGASY (SALOMA): Hanao ny KRISMASIN’NY SEKOLY ALAHADY FILEOVANA, mandritra ny Isantelovolana manaraka, atao any amin’ny Fitandremana Orléans. SAMPANA FIFOHAZANA LOTERANA (FIFIL): Nandray ny …

Continuer à lire »

Akon’ny Isantelovolana Fileovana 10&11 oktobra 2015

Tanteraka soa aman-tsara ny isantelovolan’ny Fileovana Paris, izay misy ny Fitandremana Orléans, misy antsika. Nitarika ny fotoana tamin’izany ny Pastora RASETA, mpitondra ny Fitandremana Orléans, tamin’ny alalan’ny Fotoam-pivavahana litorjika, ny sabotsy. Nitondra ny tenin’Andriamanitra Teny faneva ny Pastora RAHARIJAONARIVELO, mpitondra Fileovana ny Alahady, andro faharoa. « Ary efa notafianareo ny toetra vaovao » Kol. 3:10a. Nambarany tamin’izany fa …

Continuer à lire »

Fandaharana isantelovolana 10&11/10/2015

Manasa antsika tompoko amin’ny Isantelovolan’ny Fileovana Paris. Any amin’ny renivohitry ny Fileovana ny fotoana amin’ity manaraka ity ka ireto avy no adiresy sy daty mifanaraka amin’izany: Sabotsy 10/10/2015 = 7 Rue de Poitiers, 75007 Paris Alahady 11/10/2015 = 7 Rue Marie-Rose, 75014 Paris Ny lohahevitra amin’izany dia ny Kolosiana 3:10a « Ary efa notafinareo ny …

Continuer à lire »

Teny faneva isantelovolana Fil. Paris 12/10/2014 | flm-orleans.org