Category: Fileovana

Vaovaon'ny Fileovana Paris, izay rafitra iankinan'ny Fitandremana Orléans, eto anivon'ny Synodam-Paritany FLM Eoropa, eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Fanokanana FLM Le Mans – 10 desambra 2017

Araka ireo vaovao efa nampitaina imbetsaka teo amin’ny filazan-draharaha dia miomana isika Fiangonana FLM Orléans amin’ny fanotronana sy fitondrana am-bavaka ny Fotoan-dehibe Fanokanana ny FLM Le Mans. Mpiray Fileovana moa isika koa rariny indrindra raha mifanohana sy mifamporisika. Ny fotoam-pivavahana dia hanomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina any an-toerana, ary hotarihin’ny Filohan’ny Synodam-Paritany FLM …

Continuer à lire »

Toriteny I3V – 29/01/2017 – Past. RAHARIJAONARIVELO Edmond

I Kor. 1:18-25 Alahady 29/01/2017 – Toriteny teny faneva isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond, Mpitondra Fileovana Paris. 18 Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. 19 Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan’ny mahalala (Isa. 29. 14). 20 Aiza …

Continuer à lire »

Toriteny I3V – 28/01/2017 – Past. RANDRIAMALALA Eddy

I Kor. 2:1-5 Sabotsy 28/01/2017 – Toriteny fanokafana ny isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, Mpitondra Fitandremana Limoges 1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin’ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay* an’Andriamanitra. [*Na: [ny filazana] 2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, …

Continuer à lire »

Fandaharana I3V Fil. Paris – Fit. Orléans, FLM Châteauroux Janoary 2017

Fandaharana I3V Fil. Paris – Fit. Orléans FLM Châteauroux

Fandaharana I3V Fileovana – LIMOGES 21&22 may 2016

Teny faneva « … Tsy maintsy hateraka indray ianareo. » Jao.3:7 Azonao raisina mivantana eto ny FANDAHARANA, Isan-telovolana Fileovana Paris Limoges 21-22 May 2016 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA LIMOGES, atao ny Sabotsy sy Alahady 21-22 may 2016 ho avy izao. Toerana: 87000 LIMOGES . Sabotsy: 123 …

Continuer à lire »