Category: FLMEoropa

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy Jaona 16:16-22   11/05/2019 – Perikopa Alahady III manaraka ny Paska, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Bordeaux | www.flm-orleans.org 16 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony hianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy hianareo. 17 Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Limoges 11&12 mey 2019

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris «Ny Fanekena nataon’Andriamanitra tamin’ny Abrahama niorina amin’ny Teny Fikasana araka ny bokin’ny Genesisy» Fandaharana azo arahana manaraka eto: ISANTELOVOLANA 30-Bordeaux-mey2019 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA LIMOGES atao ny Sabotsy sy Alahady 11-12 mey 2019 ho avy izao, ao amin’ny FLM Bordeaux. …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY KTLM – Fandaharana 12-13-14 aprily 2019

ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019 Raisin’ny Fileovana Marseille Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille Teny faneva:  » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany«  Gen. 12:3b   ZOMA 12 aprily 2019   SABOTSY 13 aprily 2019 ALAHADY 14 aprily 2019 Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 16 & 17 martsa 2019

ZAIKAKELY FiFiL faha-20 – Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 16 martsa sy Alahady 17 martsa 2019 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah » Hagay 1:8b   SABOTSY 16 martsa 2019 ALAHADY 17 martsa 2019 …

Continuer à lire »

Fivoriambe FFPME, zanaky ny FLM sy zanaky ny FJKM, Eoropa

FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA FARITRA EOROPA (FFPME)   Ho an’ny Pastora sy ny Mpitandrina, ny Katekista ary ny fiangonana manontolo eto amin’ny Synoda FLM Eoropa sy ny Synodamparitany VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo (Efes. 1:2). Ry Havana, Raha sitrapon’ny Tompo dia hiombom-piderana …

Continuer à lire »