Category: Firaisan’ny Fifohazana FLM Orléans

Pejy manokana ho an'ny fifohazana Loterana Malagasy eto amin'ny FLM Orléans.

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018

ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …

Continuer à lire »

Mitandrina tsara ny fahasoavan’Andriamanitra

AKON’NY ISAN-TAONA FIFOHAZANA TOBY ANKARAMALAZA (ny 26 Jolay – 02 Aogositra 2017) Faneva: « Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin’ny fahasoavan’Andriamanitra » Heb.12:15 Tanteraka soa ny isankerin-taonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza natao tany an-toerana ny Alarobia 26 jolay ka hatramin’ny Alarobia 02 aogositra 2017, andron’ny Fanokanana ireo mpiandry. Avy eto amin’ny Synodam-paritany FLM Eoropa moa dia mpiandry roa …

Continuer à lire »