Category: Fikambanan-dehilahy FLM Orléans

Pejy manokana ho an'ny Fikambanan-dehilahy Loterana Malagasy eto amin'ny FLM Orléans.

Sabotsy 26/08/2017 – TONO HENA Fitoriana Filazantsara FDL

Ity hetsika ity dia azonao arahina amin’ny Facebook koa, eto amin’ity rohy ity. Tamin’ny taon-dasa 2016 no nanomboka ny hetsika TONO HENA Fitoriana Filazantsara izay karakarain’ny Fikambanan-dehilahy eto amin’ny Fiangonana amin’ny fotoanan’ny fialan-tsasatry ny mpianatra. Amin’ity taona ity dia manasa antsika Fiangonana ny FDL amin’izany hetsika izany indray ho fiombonana sy ahazoana mitory ny Tenin’Andriamanitra …

Continuer à lire »