Category: Fikambanam-behivavy FLM Orléans

Pejy manokana ho an'ny Fikambanam-behivavy Loterana Malagasy eto amin'ny FLM Orléans.

FBL mitombo ao amin’i Kristy

Antsoina ny vehivavy rehetra eto amin’ny Fiangonana fa hisy fampianarana Soratra Masina izay atomboka ny alahady faha-9 septambra 2018 ho avy izao eto an-toerana. Izao no natao dia mba itomboan’ny finoana sy ny fahalala tsara an’i Jesosy Kristy. Misaotra tompoko.