Category: Fiangonana

Fetin’aina sy Alahadin’ny Advento 2017

Misaotra an’i Jesosy isika Fiangonana FLM Orléans fa nomeny iny taona lasa iny indray, nanehoany antsika ny fitiavany sy ny famindrampony tamintsika, ary nandrotsahany tamintsika ny Fahasoavany. Hiditra taom-baovao indray isika ankehitriny, ka ny laharana fahatelo amin’ny Perikopa no anjarantsika mandritra ny taom-piangonana. Noho ireo Antony ireo dia hankalaza ny Fetin’aina tahaka izay efa natomboka …

Continuer à lire »

Fisaorana an’Andriamanitra sy fiaraha-mientana fanadiovana

Rohy Facebook momba ity vaovao ity: VAKIO ETOMisaotra an’i Jesosy isika fa nomeny fotoana maro sy taona nahafahana nampiasa ny trano Fiangonana eto Fleury-les-Aubrais, Rue Guy Marie-Riobé. Tsy tompony moa isika fa mpindrana ihany ary tonga izao ny fotoana ilàn’ny tompony azy. Hanao fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra isika ny Alahady 27 aogositra 2017 ho avy izao, …

Continuer à lire »

Fifindran-toerana Fiangonana Septambra 2017 – FLM Orléans

Fiangonana FLM Orléans Septambra 2017

Araka ny vaovao efa rentsika misesy teo amin’ny filazan-draharaha dia tsy ho ela intsony dia handray trano toeram-pivavahana vaovao ny Fiangonantsika FLM Orléans. Taorian’ny fampandrenesana nataon’ny tompon-trano ankehitriny eto Rue Guy-Marie RIOBE, dia niomana tsikelikely ho amin’ny fifindràna isika. Efa am-bolana vitsivitsy no nodinihina teo amin’ny Komity izany. Koa misaotra an’i Jesosy isika fa Izy …

Continuer à lire »

Vavaka ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy – FLM Orléans 2017

Madagasikara sy ny Malagasy hoentina am-bavaka. Vavaka ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy – FLM Orléans 2017. Fiombonam-bavaka ny Alahady 25 jona 2017 ho an’ny Tanindrazana. Katekista RAJOHARISON Maurice, Raiamandreny eto an-toerana no nanao ny vavaka nihalohavan’ny hira FFPM 734 ary niarahan’ny Fiangonana manontolo namarana tamin’ny Hataky ny Tompo 734 – Zanahary ô tahio ny …

Continuer à lire »