Category: Reformasiona 2017

Pejy sy sehatra hanarahantsika ireo vaovao mahakasika ny faha-500 taonan'ny Reformasiona, na fanitsiam-pivavahana nentin'i Martin Lotera. Ireo vaovao anatin'ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny Fiangonana Loterana maneran-tany no hotaterina eto amin'izany. Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, ary ho fampandrosoana ny asa eto anivon'ny Fiangonantsika.

REFORMASIONA 500 taona – HE MANDA FIAROVANA

HE MANDA FIAROVANA Ein feste Burg ist unser Gott A Mighty Fortress Is Our God FFPM 500 Fihirana faneva nosoratan’i Martin Lotera, manodidina ny taona 1528. Tonony sy feo Feo: Martin Lotera Nosintonina avy tamin’ny Salamo 46 Nadikan’i C. Borchgrevink, 1841-1919 (Tiona FFPM) Hira navoakan’ny Federasiona Fiangonana Loterana Eran-Tany. NAFAHAN’NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA —– 1 [Fahatokiana an’Andriamanitra …

Continuer à lire »

Hira Faneva 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona

ANDROM-PAHASOAVANA! Ao anatin’ny Jobily fankalazana ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika ankehitriny. Ny faneva dia roa karazana, samy notsoahina avy ao amin’ny bokin’ny Romana. • NAHAFAHAN’NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA, no an’ny faha 500 taona Reformasiona • « NY MARINA AMIN’NY FINOANA NO HO VELONA » Rom. 1:17 kosa no an’ny faha-150 taona Reformasiona. …

Continuer à lire »

Bokin’ny Romana ho an’ny taona 2017 – Hafatra Foibe FLM

Bokin’ny Romana ho an’ny taona 2017 – Hafatra Foibe FLM Ao anatin’ny taom-pankalazana roa sosona isika izao. 150 taona ny Fiangonana Loterana Malagasy ary 500 taona ny Reformasiona. Ny KMSL na Komity Mpiandraikitra ny Synoda Lehibe FLM, izay nivory tao Mahajanga (SPBM) nandritra ny KMSL 136, ny 08-15 novambra 2016 lasa teo tao amin’ny FLM Antanimalandy, dia …

Continuer à lire »