Author's posts

Juil 22

Toriteny alahady 20/07/2014 | www.flm-orleans.org

Juil 21

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny 27 jolay 2014

Tompo Alahady faha-VI manaraka ny TRINITE – 27 jolay 2014 Alahady fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny alahady  ho avy izao ho antsika eto amin’ny Fiangonantsika. Araka ny fandaminana mahazatra antsika, dia ny tanora (KTLM) no mifanome tànana amin’ny diakona mamelatra ny Fiangonana, mialoha ny fotoam-pivavahana (miaraka tonga amin’ny Sekoly Alahady). Fizotry ny fotoana: – Famelarana …

Continuer à lire »

Vaovao 20/07/2014 | www.flm-orleans.org

– Lasin’ny Tanora (Camp des Jeunes) 2014 Taorian’ny fanapahan-kevitry ny Komity KTLM dia tsy hisy ity zaika ity ho an’ity taona 2014 ity, noho ny isan’ny mpikarakara vitsy loatra. Mitohy anefa izany lasy izany, ho an’ny taona 2015. – Mpiandry voatokana Am-pifaliana no hiarahabàn’ny Fiangonana an’Andriamatoa sy Ramatoa RASOLO mivady, notokanana mpiandry tany amin’ny Toby …

Continuer à lire »

Matoan-dahatsoratra 19/07/2014

MATOAN-DAHATSORATRA – 19/07/2014 Raha misy zava-tsarotra atrehin’ny olona tsirairay eo amin’ny fiainana – fa iza moa no afaka amin’izany eto an-tany?-, dia tsy isalasalana fa maizina aminy ny tany aman-danitra. Azo atao ihany ny hahita ny hakanton’izao tontolo noharin’Andriamanitra izao raha toa ka misy tara-pahazavana kely.           Fa raha misy olona afaka hahita ny hasoan’izao …

Continuer à lire »

Juil 17

Tongasoa! | www.flm-orleans.org

Am-pitiavana sy am-pirahalahiana tokoa no andraisana anao mitsidika ity tranonkalan’ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Orléans ity, amin’ny anaran’i Jesosy. Fitaovana hifampizarana vaovao, avy amin’ny Pastora, ny Katekista, ny sampana isanisany ary ny Fiangonana manontolo izy ity. Izao no atao, dia ny mba hirosoantsika kokoa amin’ny asan’Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara, ho fampaherezana ny tsirairay, …

Continuer à lire »