Author's posts

Vaovao 03/08/2014 | www.flm-orleans.org

Alahady faha-VIII manaraka ny TRINITE – FLM Orléans Alahady 10 aogositra 2014: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo eto an-toerana. Voka-dehiben’ny Fiangonana – Sakafo Hanao ny voka-dehibe ny Fiangonana ny volana septambra ho avy izao, alahady faharoa (14 septambra), ka toy izao no andinindininy amin’izany: – Sakafo hanasana ny olona rehetra eto orléans sy ny manodidina, ho …

Continuer à lire »

Toriteny alahady 03/08/2014 | www.flm-orleans.org

Perikopa Septambra 2014

Teny vakiana sy toriana Septambra 2014, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Perikopa Aogositra 2014

                   Teny vakiana sy toriana Aogositra 2014, eto amin’ny sahan’ny                       Fiangonana Loterana Malagasy.

Toriteny alahady 27/07/2014 | www.flm-orleans.org