Author's posts

NY FIANGONANA MANOLOANA NY FAMINANIANA SANDOKA SY TENY FITAKA | www.flm-orleans.org

Fandaharana Isan-taona Synodam-paritany FLME – oktobra 2014

Fandaharam-potoana isantaonan’ny Synodamparitany FLM Eoropa SP FLME, atao ny 25&26 oktobra 2014, any amin’ny Fileovana Ile-de-France (IDF), FLM Malakoff. Azonao raisina sy vakiana eto avy hatrany: Fandaharam-potoana Isantaona SP FLME – Fil. IDF – FLM Malakoff.

Teny faneva isantelovolana Fil. Paris 12/10/2014 | flm-orleans.org

Toriteny 3 alahady 05/10/2014 | flm-orleans.org

Toriteny 3 – Jaona 11:19-29 // Alahady faha-XVI manaraka ny TRINITE – Teolojiana RALIVAO Hélène, Tale ILOFAV Ambohibao – FLM Ambatovinaky, eto amin’ny www.flm-orleans.org

Toriteny 2 alahady 05/10/2014 | flm-orleans.org