Author's posts

Fanasana KTLM FEO IRAY LIMOGES – Sabotsy 08 desambra 2018

Am-pifaliana no andraisantsika ity fanasana ity ary aely mivelatra ho an’ny kristiana rehetra eto amintsika. Andao! — Noho ny fitsingeren-taonan’ny KTLM FEO IRAY LIMOGES, dia faly izahay manasa anareo FLM ORLEANS hanatrika ny hetsika karakarainay: « Concert accompagné d’un apéritif dînatoire », izany dia ho tanterahina ny Sabotsy 08 desambra 2018 amin’ny 06 ora sy sasany hariva …

Continuer à lire »

Fivoriambe FFPME, zanaky ny FLM sy zanaky ny FJKM, Eoropa

FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA FARITRA EOROPA (FFPME) Paris, faha 01 Septambra 2018 Ho an’ny Pastora sy ny Mpitandrina, ny Katekista ary ny fiangonana manontolo eto amin’ny Synoda FLM Eropa sy ny Synodamparitany VFA 37 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo (Efes. 1:2). Amin’ny fifaliana mandrakariva …

Continuer à lire »

FBL mitombo ao amin’i Kristy

Antsoina ny vehivavy rehetra eto amin’ny Fiangonana fa hisy fampianarana Soratra Masina izay atomboka ny alahady faha-9 septambra 2018 ho avy izao eto an-toerana. Izao no natao dia mba itomboan’ny finoana sy ny fahalala tsara an’i Jesosy Kristy. Misaotra tompoko.

Perikopa Loterana 3V4 – Oct. Nov. Des. 2018

Perikopa Loterana, perikopa3, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Oktobra 2018 manontolo,   sy ny volana Novambra 2018 manontolo,   ary ny volana Desambra 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Famangian’ny Filohan’ny FLM mivady Pastora RAKOTONIRINA David – 07&08/07/2018

« Miantrà ny olona masina araka izay ilainy ; mazotoa mampiantrano vahiny » Romana 12:13 Miarahaba ny isan-tokatrano amin’ny anaran’i Jesosy. Araky ny efa nampahafantarina antsika dia hamangy antsika FLM Orléans ny Filohan’ny FLM mivady ny 07 sy 08 jolay 2018. Fitahiana lehibe izany ka isaorantsika an’Andriamanitra. Fifaliana lehibe ho antsika ny fandraisana azy ireo koa indro …

Continuer à lire »