Alahadin’ny mpiasam-piangonana – 02/09/2021

Hisaorantsika an’Andriamanitra Tompotsika ny nanomezany antsika ireo Raiamandreny Pastora ny Katekista hitarika antsika ho amin’ny lalan’ny mazava sy nizara antsika ny tenin’Andriamanitra tsy tapaka ho antsika rehetra.

 

Noho izany antony izany dia haneho fankasitrahana izany fanomezana izany amin’ilay Tompo mpahary isika ka dia hiaraka hankalaza sy hiarahaba azy ireo ny alahady faha 12 septambra 2021 ho avy izao.

 

Asaina isika rehetra, hisy fandraisana fanasan’i TOMPO amin’io fotoana io.